Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 13:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Elisa dia nararin'ny aretina izay hahafaty azy. Ary Joasy, mpanjakan'ny Isiraely, nidina nankany aminy ka niondrika nitomany teo ambonin'ny tavan'i Elisa ka nanao hoe: Ry ikaky ô, ry ikaky ô, ny kalesin'ny Isiraely sy ny mpitaingin-tsoavaliny!

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:14 amin'ny teny manodidina.