Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 12:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vola voalanja dia natolotr'ireo ho eo an-tanan'ny mpiraharaha, dia izay voatendry ny amin'ny tranon'i Jehovah; ary ireo kosa namoaka azy ho amin'ny mpandrafitra sy ny mpanao trano izay nanamboatra ny tranon'i Jehovah

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 12

Jereo 2 Mpanjaka 12:12 amin'ny teny manodidina.