Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 11:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joiada nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin'i Jehovah, mba ho olon'i Jehovah izy, ary nampifanaiky ny mpanjaka sy ny vahoaka koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:17 amin'ny teny manodidina.