Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 10:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanoratra taratasy taminy indray Jeho nanao hoe: Raha ahy ary ianareo ka hankatò ny teniko, dia tapaho ny lohan'ireo zanakalahin'ny tomponareo, ary mankanesa atỳ amiko atỳ Jezirela rahampitso toy izao. Ary izy fito-polo lahy zanaky ny mpanjaka dia tao amin'ireo lehiben'ny tanàna, mpitaiza azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:6 amin'ny teny manodidina.