Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 10:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Jeho: Satria efa nanao soa ianao tamin'ny nanaovanao izay mahitsy eo imasoko sady efa nataonao tamin'ny taranak'i Ahaba araka izay rehetra tao am-poko, koa dia hitoetra amin'ny seza fiandrianan'ny Isiraely ny taranakao hatramin'ny zafindohalika.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:30 amin'ny teny manodidina.