Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 10:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony niditra hanatitra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà izy, Jeho kosa dia nametraka valo-polo lahy teo ala-trano ka nanao hoe; Raha misy afa-mandositra ny olona izay nentiko ho eto an-tananareo, izay mamela azy handeha, dia ny ainy no hisolo ny ainy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:24 amin'ny teny manodidina.