Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 10:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tonga atỳ aminareo ity taratasy ity (fa ao aminareo ny zanakalahin'ny tomponareo, ary ao aminareo ny kalesy sy ny soavaly sy ny tanàna mimanda ary ny fiadiana),

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:2 amin'ny teny manodidina.