Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 1:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Elia namaly ka nanao tamin'ny mpifehy dimam-polo hoe: Raha lehilahin'Andriamanitra tokoa aho, dia aoka hisy afo milatsaka avy any an-danitra handevona anao sy ny dimam-polo fehinao. Ary dia nisy afo nilatsaka avy tany an-danitra ka nandevona azy mbamin'ny dimam-polo fehiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 1

Jereo 2 Mpanjaka 1:10 amin'ny teny manodidina.