Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 9:24 Malagasy Bible (MG1865)

Teo amin'ny lafiny efatra no nitoeran'ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:24 amin'ny teny manodidina.