Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 9:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny isan'ireo voafidy ho mpiandry varavarana ireo dia roa ambin'ny folo amby roan-jato. Ireo dia voasoratra araka ny firazanany tany amin'ny vohiny avy; ary notendren'i Davida sy Samoela mpahita izy noho ny fahamarinany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:22 amin'ny teny manodidina.