Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 9:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Saloma, zanak'i Kore, zanak'i Abiasafa, zanak'i Kora, sy ny Koraita rahalahiny araka ny fianakaviany avy no mpanao ny fanompoana amin'ny fiandrasana ny varavaran'ny lay; ary ny razany koa dia mpiambina ny vavahady tao amin'ny tobin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:19 amin'ny teny manodidina.