Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 8:7-11 Malagasy Bible (MG1865)

7. Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an'i Oza sy Ahihoda izy.

8. Ary Saharaima niteraka tao amin'ny tany Moaba taorian'ny nisaorany an'i Hosima sy Bara vadiny.

9. Ary Hodesy vadiny no niterahany an'i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama

10. sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy.

11. Ary Hosima no niterahany an'i Abitoba sy Elpala.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8