Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 8:39-40 Malagasy Bible (MG1865)

39. Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.

40. Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8