Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 8:21-30 Malagasy Bible (MG1865)

21. sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin'i Simey ireo),

22. ary Jispana sy Hebera sy Eliala

23. sy Abdona sy Zikry sy Hanana

24. sy Hanania sy Elama sy Antotia

25. sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin'i Sasaka ireo),

26. ary Samseray sy Seharia sy Atalia

27. sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin'i Jerohama ireo).

28. Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.

29. Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka,

30. ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8