Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 8:12-26 Malagasy Bible (MG1865)

12. Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;

13. Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;

14. ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota

15. sy Zebadia sy Arada sy Adera

16. sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin'i Beria ireo),

17. ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera

18. sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin'i Elpala ireo),

19. ary Jakima sy Zikry sy Zabdy

20. sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala

21. sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin'i Simey ireo),

22. ary Jispana sy Hebera sy Eliala

23. sy Abdona sy Zikry sy Hanana

24. sy Hanania sy Elama sy Antotia

25. sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin'i Sasaka ireo),

26. ary Samseray sy Seharia sy Atalia

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8