Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 8:10-20 Malagasy Bible (MG1865)

10. sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy.

11. Ary Hosima no niterahany an'i Abitoba sy Elpala.

12. Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;

13. Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;

14. ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota

15. sy Zebadia sy Arada sy Adera

16. sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin'i Beria ireo),

17. ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera

18. sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin'i Elpala ireo),

19. ary Jakima sy Zikry sy Zabdy

20. sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8