1 Tantara 8:1-4 Malagasy Bible (MG1865) Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, sy Abisoa sy Namana sy Ahoa