Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 6:45 Malagasy Bible (MG1865)

ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin'ny folo no isan'ny tanànan'izy mianakavy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 6

Jereo 1 Tantara 6:45 amin'ny teny manodidina.