Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 4:41 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo voasoratra anarana ireo dia tonga tao tamin'ny andron'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, ka namely ny lay sy ny fonenana hitany tao sy nandringana azy rehetra mandraka ankehitriny, dia nonina nisolo azy; fa nisy ahitra ho an'ny ondriny aman'osiny tany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 4

Jereo 1 Tantara 4:41 amin'ny teny manodidina.