Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 4:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nankany amin'ny fidirana ho any Gedora izy, dia hatramin'ny ilany atsinanana amin'ny lohasaha, hitady ahitra ho an'ny ondriny aman'osiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 4

Jereo 1 Tantara 4:39 amin'ny teny manodidina.