Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 4:22 Malagasy Bible (MG1865)

ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 4

Jereo 1 Tantara 4:22 amin'ny teny manodidina.