Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 4:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehodia vadiny niteraka an'i Jareda, razamben'ny any Gedora, sy Hebera, razamben'ny any Soko, ary Jakotiela, razamben'ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin'i Bitia, zanakavavin'i Farao, izay novadin'i Mareda.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 4

Jereo 1 Tantara 4:18 amin'ny teny manodidina.