Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jabeza niantso an'Andriamanitry ny Isiraely hoe: Enga anie ka hotahinao tokoa aho, ka hohalalahinao ny fari-taniko, ary ho amiko ny tananao, ka harovanao amin'ny ratsy aho, mba tsy hampahory ahy izany. Ary dia nomen'Andriamanitra azy ny nangatahiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 4

Jereo 1 Tantara 4:10 amin'ny teny manodidina.