Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 3:15-20 Malagasy Bible (MG1865)

15. Ary izao no zanakalahin'i Josia: Johanana, lahimatoa, Joiakima, lahiaivo, Zedekia, fahatelo, Saloma, faralahy.

16. Ary ny zanakalahin'i Joiakima dia Jekonia, ary Zedekia no zanak'i Jekonia.

17. Ary ny zanakalahin'Jekonia dia Asira, Sealtiela no zanak'i Asira,

18. ary Malkirama koa sy Pedaia sy Senazara sy Jekamia sy Hosama ary Nedabia.

19. Ary ny zanakalahin'i Pedaia dia Zerobabela sy simey. Ary ny zanakalahin'i Zerobabela dia Mesolama sy Hanania ary Selomita, anabaviny,

20. ary Hasoba sy Ohela sy Berekia sy Hasadia ary Josaba-heseda; dimy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 3