Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 29:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nihinana sy nisotro tamin'ny fifaliana be teo anatrehan'i Jehovah ny olona tamin'izany andro izany. Ary nampanjakainy fanindroany Solomona, zanak'i Davida, sady nohosorany ho an'i Jehovah ho mpanapaka, ary Zadoka ho mpisorona.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:22 amin'ny teny manodidina.