Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 24:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny amin'ny taranak'i Arona dia izao no nizarana azy ho antokony: Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 24

Jereo 1 Tantara 24:1 amin'ny teny manodidina.