Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 23:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jahata no lohany, ary Ziza no faharoany; fa Jeosy sy Beria tsy nanana zanakalahy maro, ka dia nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:11 amin'ny teny manodidina.