Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 22:19 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ankehitriny ampitadiavo an'i Jehovah Andriamanitrareo ny fonareo sy ny fanahinareo, ka mitsangàna, ary manaova ny fitoerana masina ho an'i Jehovah Andriamanitra, hampidirana ny fiaran'ny faneken'i Jehovah sy ny fanaka masin'Andriamanitra ho ao amin'ny trano izay hatao ho an'ny anaran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22

Jereo 1 Tantara 22:19 amin'ny teny manodidina.