Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 14:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra nankao Bala-perazima Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian'Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran'izany tany izany hoe Bala-perazima.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:11 amin'ny teny manodidina.