Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 14:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Hirama, mpanjakan'i Tyro, naniraka olona tany amin'i Davida sady nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpanao trano vato sy mpandrafitra hanao trano ho azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:1 amin'ny teny manodidina.