Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 12:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy sasany tamin'ny Manase niala hanatona an'i Davida, raha nomba ny Filistina hiady amin'i Saoly izy, nefa tsy nanampy azy izy; fa ireo andrianan'ny Filistina nifampisaina, dia nampandeha azy ka nanao hoe: Ny lohantsika no ho entiny mila sitraka hiverenany amin'i Saoly tompony.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:19 amin'ny teny manodidina.