Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 10:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ka hoy Saoly tamin'ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho; fandrao avy irery tsy mifora irery ka hanao ahy ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain'i Saoly ny sabatra ka nianjerany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 10

Jereo 1 Tantara 10:4 amin'ny teny manodidina.