Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:6-8 Malagasy Bible (MG1865)

6. Ary ny zanakalahin'i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.

7. Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.

8. Ny zanakalahin'i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1