Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:20-29 Malagasy Bible (MG1865)

20. Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera

21. sy Hadorama sy Ozala sy Dikla

22. sy Ebala sy Abimaela sy Sheba

23. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.

24. Sema, Arpaksada, Sela,

25. Ebera, Palega, Reo,

26. Seroga, Nahora, Tera,

27. Abrama (dia Abrahama izany).

28. Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.

29. Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1