Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:16-28 Malagasy Bible (MG1865)

16. sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita.

17. Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.

18. Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera.

19. Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.

20. Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera

21. sy Hadorama sy Ozala sy Dikla

22. sy Ebala sy Abimaela sy Sheba

23. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.

24. Sema, Arpaksada, Sela,

25. Ebera, Palega, Reo,

26. Seroga, Nahora, Tera,

27. Abrama (dia Abrahama izany).

28. Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1