11. Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita
12. sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian'ny Filistina) ary ny Kaftorita.
13. Ary Kanana niteraka an'i Sidona, lahimatoany, sy Heta
14. ary ny Jebosita sy ny Amorita sy ny Girgasita
15. sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita
16. sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Harnatita.
17. Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.
18. Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera.
19. Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.
20. Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera
21. sy Hadorama sy Ozala sy Dikla
22. sy Ebala sy Abimaela sy Sheba
23. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.
24. Sema, Arpaksada, Sela,