Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:1-7 Malagasy Bible (MG1865)

1. Adama, Seta, Enosy,

2. Kenana, Mahalalila, Jareda,

3. Enoka, Metosela, Lameka,

4. Noa, Sema, Hama ary Jafeta.

5. Ny zanakalahin'i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa.

6. Ary ny zanakalahin'i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.

7. Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1