Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 9:9 Malagasy Bible (MG1865)

(Fahiny teo amin'ny Isiraely, raha nisy olona nandeha hanontany amin'Andriamanitra, dia izao no fanaony: Andeha, aoka hankany amin'ny mpahita isika; fa izay atao hoe mpaminany ankehitriny no natao hoe mpahita tany aloha.)

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:9 amin'ny teny manodidina.