Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 9:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly Saoly ka nanao hoe: Tsy Benjamita va aho, avy amin'ilay kely indrindra amin'ny firenen'Isiraely? ary tsy kely indrindra va ny mpianakaviko eo amin'ny mpianakavin'ny firenen'i Benjamina rehetra? ka nahoana no miteny amiko toy izany ianao?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:21 amin'ny teny manodidina.