Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 9:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Samoela dia namaly an'i Saoly hoe: Izaho no mpahita; miakara eo alohako ho any amin'ny fitoerana avo; fa hiara-mihinana amiko ianareo anio, ary raha maraina dia halefako handeha ianao ka holazaiko aminao izay rehetra ao am-ponao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:19 amin'ny teny manodidina.