Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 9:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly azy ireo ka nanao hoe: Ao ihany izy; indro ao alohanao ao izy; mandehana faingana, fa efa tonga ao an-tanàna izy izao, satria misy fanatitra hataon'ny vahoaka ao amin'ny fitoerana avo anio;

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:12 amin'ny teny manodidina.