Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 8:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy: Izao no ho fanaon'ny mpanjaka izay hanjaka aminareo: Ny zanakareo-lahy dia halainy ka hotendreny ho amin'ny kalesiny sy ho mpitaingin-tsoavaliny ary hihazakazaka eo alohan'ny kalesiny,

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8

Jereo 1 Samoela 8:11 amin'ny teny manodidina.