Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 6:5 Malagasy Bible (MG1865)

Koa manaova sarin'ny vainareo sy sarin'ny totozinareo izay manimba ny tany; ary omeo voninahitra ny Andriamanitry ny Isiraely; angamba hanamaivana ny tanany hiala aminareo sy ny andriamanitrareo ary ny taninareo Izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:5 amin'ny teny manodidina.