Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 6:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ireo: Raha aterinareo ny fiaran'ny Andriamanitry ny Isiraely, aza aterina foana izy, fa manatera fanati-panonerana ho Azy mihitsy, dia ho sitrana ianareo, ary ho fantatrareo koa izay tsy ialan'ny tànany aminareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:3 amin'ny teny manodidina.