Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 6:18 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny totozy volamena dia araka ny isan'ny tanàna rehetra an'ny Filistina, izay an'ireo andriana dimy, an'ny tanàna mimanda, na ny vohitra any ivelany, ka hatramin'ny vato lehibe izay nametrahany ny fiaran'i Jehovah; ary mbola any an-tanimbarin'i Josoa Beti-semesita mandraka androany izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:18 amin'ny teny manodidina.