Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 6:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny ombivavy nizotra mahitsy tamin'ny lalana mankany Beti-semesy, dia nandeha tamin'ny lalambe ka nimàmà teny am-pandehanana, ary tsy nania, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia, ary ireo andrianan'ny Filistina nanaraka azy hatramin'ny fari-tanin'i Beti-semesy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:12 amin'ny teny manodidina.