Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 4:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy lehilahy Benjamita anankiray nihazakazaka avy tany tamin'ny miaramila ka tonga tao Silo androtrizay ihany, ary triatra ny akanjony, sady nihosin-tany ny lohany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:12 amin'ny teny manodidina.