Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niady ny Filistina, dia resy ny Isiraely, ka samy nandositra ho any an-dainy avy izy rehetra, ary be dia be no maty, dia lehilahy telo alina mandeha an-tongotra tamin'ny Isiraely no niampatrampatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:10 amin'ny teny manodidina.