Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 31:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary notapahiny ny lohany, sady nalainy ny fiadiany, ary dia naniraka tany amin'ny tanin'ny Filistina manodidina izy hanambara izany zavatra mahafaly izany ao amin'ny tranon'ny sampiny sy amin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 31

Jereo 1 Samoela 31:9 amin'ny teny manodidina.