Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 31:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Saoly tamin'ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho, fandrao avy irery tsy mifora irery ka hotsatohany miboroaka aho, dia hataony ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain'i Saoly ny sabatra ka nianjerany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 31

Jereo 1 Samoela 31:4 amin'ny teny manodidina.